ERITRERITRA (Ny Ako)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ERITRERITRA
Tena fvfmch nahita Ramalagasy
Nilaza ny zavatra tononkira.serasera.org tsy hita maso
Dia ny ohabolana jzsr manao hoe :
« Aleo enjehin’ny omby masiaka e !…
toy izay enjehin’ny eritreritra… » bis
Nefa ny ratsy sy ny ota maro
Izay notenenina laxvee sy natao
Hatao ahoana no fanadino an’ireny ?
Soa fa nisy an’ilay niantso hoe :
« Avia manantona fa hodioviko » bis
Raha olondratsy ianao taloha
Ho tonga olona vaovao
Dia ho voavela ny heloka
Ary ny marina no fanao
Ho maty ny fahinin’ny aminao
IZAHO NO JESOA AMINAO
Tapitra hatreo ary ny ahy ny anjara
Ka ho faranako ny tantara
Anjaranao sisa no mitsara
ISA …. ROA….. TELO
Tena fvfmch nahita Ramalagasy
Nilaza ny zavatra tononkira.serasera.org tsy hita maso
Dia ny ohabolana jzsr manao hoe :
« Aleo enjehin’ny omby masiaka e !…
toy izay enjehin’ny eritreritra… » bis
Nefa ny ratsy sy ny ota maro
Izay notenenina laxvee sy natao
Hatao ahoana no fanadino an’ireny ?
Soa fa nisy an’ilay niantso hoe :
« Avia manantona fa hodioviko » bis
Raha olondratsy ianao taloha
Ho tonga olona vaovao
Dia ho voavela ny heloka
Ary ny marina no fanao
Ho maty ny fahinin’ny aminao
IZAHO NO JESOA AMINAO
Tapitra hatreo ary ny ahy ny anjara
Ka ho faranako ny tantara
Anjaranao sisa no mitsara
ISA …. ROA….. TELO
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny AkoVangy : 3394
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Andry RABEZA
Daty : 13/05/2004 23:24
