ERITRERITRA (Ny Ako)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ERITRERITRA
Tena nahita Ramalagasy
Nilaza ny zavatra ghurzycp tsy hita maso
Dia ny ohabolana manao wbhyy hoe :
« Aleo enjehin’ny omby masiaka e !…
toy izay tononkira.serasera.org enjehin’ny eritreritra… » bis
Nefa ny ratsy sy ny ota maro
Izay notenenina sy natao
Hatao ahoana no fanadino an’ireny ?
Soa fa nisy epske an’ilay niantso hoe :
« Avia manantona fa hodioviko » bis
Raha olondratsy ianao taloha
Ho tonga olona vaovao
Dia ho voavela ny heloka
Ary ny marina no fanao
Ho maty ny fahinin’ny aminao
IZAHO NO JESOA AMINAO
Tapitra hatreo ary ny ahy ny anjara
Ka ho faranako ny tantara
Anjaranao sisa no mitsara
ISA …. ROA….. TELO
Tena nahita Ramalagasy
Nilaza ny zavatra ghurzycp tsy hita maso
Dia ny ohabolana manao wbhyy hoe :
« Aleo enjehin’ny omby masiaka e !…
toy izay tononkira.serasera.org enjehin’ny eritreritra… » bis
Nefa ny ratsy sy ny ota maro
Izay notenenina sy natao
Hatao ahoana no fanadino an’ireny ?
Soa fa nisy epske an’ilay niantso hoe :
« Avia manantona fa hodioviko » bis
Raha olondratsy ianao taloha
Ho tonga olona vaovao
Dia ho voavela ny heloka
Ary ny marina no fanao
Ho maty ny fahinin’ny aminao
IZAHO NO JESOA AMINAO
Tapitra hatreo ary ny ahy ny anjara
Ka ho faranako ny tantara
Anjaranao sisa no mitsara
ISA …. ROA….. TELO
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny AkoHits : 3275
Likes : 0 Like
Created by : Andry RABEZA
Date : 13/05/2004 23:24
