TSODRANO (Ny Ako)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
TSODRANO
Hitahy anao anie ny Tompo
Ka hiaro anao
Hampamirapiratra ny tavany aminao anie Jehovah
Hitahy anao anie ny Tompo
Ka hiaro anao
Sy hamindra fo (aminao) gkbp sy hamindra fo
Hanandratra ny tavany
Hanandratra ny tavany (aminao)
Hanandratra ny tavany
Ka hanome fiadanana
Ka fiennk hanome fiadanana (ho anao)
Kahanome fiadanana
A a amen, a a amen, a tononkira.serasera.org a amen
pnbxe
Hitahy anao anie ny Tompo
Ka hiaro anao
Hampamirapiratra ny tavany aminao anie Jehovah
Hitahy anao anie ny Tompo
Ka hiaro anao
Sy hamindra fo (aminao) gkbp sy hamindra fo
Hanandratra ny tavany
Hanandratra ny tavany (aminao)
Hanandratra ny tavany
Ka hanome fiadanana
Ka fiennk hanome fiadanana (ho anao)
Kahanome fiadanana
A a amen, a a amen, a tononkira.serasera.org a amen
pnbxe
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny AkoVangy : 4241
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Andry RABEZA
Daty : 13/05/2004 23:16
