Vonjeo (NOMIA (NOrmaliens MItory An-kira))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ity nosinay Tompo ô
Anjakan’ny haizina
Manjaka ny fitiavan-tena
Sy fitiavan-karena ,Afaho ‘zahay Tompo ô

Fiverenana:
Miantso anao ry Ray
Mba vonjeo izahay sy ny firenenay
Mitalaho aminao ity nosinay
Mba afaho re ry Ray

Ity firenenay Tompo ô
Dia feno fahoriana
Ny adiady sy korontana
Tsy fandriam-pahalemana, Mijaly izahay Tompo ô

Fiverenana:
Miantso anao ry Ray
Mba vonjeo izahay sy ny firenenay
Mitalaho aminao ity nosinay
Mba afaho re ry Ray

Jereo jesô ity taninay
Tsy misy  tononkira.serasera.org mgsr azo  antenaina
Manjeky ny aretina sy mosary
Ny tany maina karakaina, Vonjeo ‘zahay Tompo ô

Fiverenana:
{Miantso anao ry Ray
Mba  vonjeo izahay sy ny rbkbc firenenay
Mitalaho aminao ity  nosinay
Mba  afaho re qkzanyb ry  Ray} in-2


A/C : Nesto

--------
Rohy:
Hevitra
Fenodera-Philberto ( 06/05/2025 11:16)
Vonjeo
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : NOMIA (NOrmaliens MItory An-kira)
Vangy : 455
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fenodera-Philberto
Daty : 06/05/2025 11:14
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0429