Vonjeo (NOMIA (NOrmaliens MItory An-kira))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ity nosinay Tompo ô
Anjakan’ny haizina
Manjaka ny fitiavan-tena
Sy fitiavan-karena ,Afaho iixgxo ‘zahay Tompo ô
Fiverenana:
Miantso anao ry Ray
Mba vonjeo izahay sy ny firenenay
Mitalaho aminao ity nosinay
Mba afaho re ry Ray
Ity firenenay Tompo ô
Dia feno fahoriana
Ny adiady sy korontana
Tsy tononkira.serasera.org fandriam-pahalemana, Mijaly izahay Tompo ô
Fiverenana:
Miantso anao ry apwsxco Ray
Mba vonjeo izahay sy ny firenenay
Mitalaho aminao ity nosinay
Mba afaho re ry Ray
Jereo jesô ity taninay
Tsy misy azo antenaina
Manjeky ny aretina sy mosary
Ny acdwxcdp tany maina karakaina, Vonjeo ‘zahay Tompo ô
Fiverenana:
{Miantso anao ry Ray
Mba vonjeo izahay sy ny firenenay
Mitalaho aminao ity nosinay
Mba afaho re ry Ray} in-2
A/C : Nesto
Anjakan’ny haizina
Manjaka ny fitiavan-tena
Sy fitiavan-karena ,Afaho iixgxo ‘zahay Tompo ô
Fiverenana:
Miantso anao ry Ray
Mba vonjeo izahay sy ny firenenay
Mitalaho aminao ity nosinay
Mba afaho re ry Ray
Ity firenenay Tompo ô
Dia feno fahoriana
Ny adiady sy korontana
Tsy tononkira.serasera.org fandriam-pahalemana, Mijaly izahay Tompo ô
Fiverenana:
Miantso anao ry apwsxco Ray
Mba vonjeo izahay sy ny firenenay
Mitalaho aminao ity nosinay
Mba afaho re ry Ray
Jereo jesô ity taninay
Tsy misy azo antenaina
Manjeky ny aretina sy mosary
Ny acdwxcdp tany maina karakaina, Vonjeo ‘zahay Tompo ô
Fiverenana:
{Miantso anao ry Ray
Mba vonjeo izahay sy ny firenenay
Mitalaho aminao ity nosinay
Mba afaho re ry Ray} in-2
A/C : Nesto
--------
Link:
About this song
Artist : NOMIA (NOrmaliens MItory An-kira)Hits : 373
Likes : 0 Like
Created by : Fenodera-Philberto
Date : 06/05/2025 11:14
