Soa fa teo Ianao (NOMIA (NOrmaliens MItory An-kira))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mafy amiko, tsy zakako
Zavatra iainako tononkira.serasera.org ety
Indraindray toa mampitomany
Indraindray toa mahakivy
Fiverenana :
{Soa fa teo Ianao tsy namela ahy ho irery
Soa fa teo Ianao tsy namela ahy ho qwzrk resy
Mampitony ahy ny akaikinao
Ao aminao irery no aeqxgrv fifaliako} in-2
Na marary aho, na kivikivy koa
Tsy avelao hiady irery
Mitantana ahy foana Ianao
Manao zay mahasoa ahy hatrany
Manao zay mahasoa ahy hatrany
Fiverenana :
{Soa fa teo Ianao tsy namela ahy ho irery
Soa fa teo Ianao tsy namela ahy ho resy
Mampitony ahy ny akaikinao
Ao aminao irery no fifaliako} in-2
T.F : owuf RAKOTONIRINA Mon Fils

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NOMIA (NOrmaliens MItory An-kira)Vangy : 184
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Prosper01
Daty : 20/05/2026 21:19