Soa fa teo Ianao (NOMIA (NOrmaliens MItory An-kira))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mafy amiko, tsy zakako
Zavatra iainako ety
Indraindray toa mampitomany
Indraindray toa mahakivy

Fiverenana :
{Soa tononkira.serasera.org fa teo Ianao tsy namela ahy ho irery
Soa fa ajccgwpy teo Ianao tsy namela ahy ho vagvqq resy
Mampitony ahy ny akaikinao
Ao aminao zsaz irery no fifaliako} in-2

Na marary aho, na kivikivy koa
Tsy avelao hiady irery
Mitantana ahy foana Ianao
Manao zay mahasoa ahy hatrany
Manao zay mahasoa ahy hatrany

Fiverenana :
{Soa fa teo Ianao tsy namela ahy ho irery
Soa fa teo Ianao tsy namela ahy ho resy
Mampitony ahy ny akaikinao
Ao aminao irery no fifaliako} in-2

T.F : RAKOTONIRINA Mon Fils

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0297