Sambasamba (Njila)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sambasamba aho mahita anao
Miramirana toy izao
Adinodino ’reo olana
’Zay mangeja ny fiainanao
Aringano ’reo fefy taloha
Nampizarazara hatrizay
tononkira.serasera.org Aminay dia mitovy avokoa
dqbtbg K’aoka isika hitambatra ho iray
Sambasamba hatrizay
Ianao miaraka aminay
Fa lanonana ny aty
Tsy anenenana ho doria
’Zahay hanala sorisory
Sy ’reo bhnr zava-mampahory
Hiezaka ny hamalifaly
Fa ny androany tsy toy ny omaly
tmfg NJILA
Miramirana toy izao
Adinodino ’reo olana
’Zay mangeja ny fiainanao
Aringano ’reo fefy taloha
Nampizarazara hatrizay
tononkira.serasera.org Aminay dia mitovy avokoa
dqbtbg K’aoka isika hitambatra ho iray
Sambasamba hatrizay
Ianao miaraka aminay
Fa lanonana ny aty
Tsy anenenana ho doria
’Zahay hanala sorisory
Sy ’reo bhnr zava-mampahory
Hiezaka ny hamalifaly
Fa ny androany tsy toy ny omaly
tmfg NJILA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NjilaVangy : 8247
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Linah D
Daty : 09/07/2003 07:02
