Sambasamba (Njila)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sambasamba aho mahita anao
Miramirana toy izao
Adinodino ’reo olana
’Zay mangeja ny fiainanao

                   Aringano ’reo fefy taloha
                   Nampizarazara hatrizay
   gizxwrrr        lihn          Aminay dia mitovy avokoa
           ilqx         K’aoka isika hitambatra ho iray

Sambasamba hatrizay
Ianao miaraka aminay
Fa lanonana ny aty
Tsy anenenana ho doria
’Zahay hanala sorisory
Sy ’reo zava-mampahory
Hiezaka ny hamalifaly
Fa ny androany tsy toy ny omaly

                          tononkira.serasera.org     NJILA

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Njila
Visites : 8362
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Linah D
Date : 09/07/2003 07:02
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0119