ILAZAO (Njila)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ilazao ny famonjena
Ireo izay tsy mba manantena
Hiaina tononkira.serasera.org am-pifaliana rahatrizay
Anjaranao izay mahalala
No mampiditra ao am-bala
Ireo ondry izay maniasia
Fitiavana an’izao tontolo izao
No nanolorany ny ain’ny Tompo
Efa voavidiny tamin’ny rany
Ireo olona rehetra eto ptmwar an-tany
Izay manamafy fo
Torio mrifqw ireo teny dsxmnbz soa
Ny tsy efa ny Ray no hamita
ka aza mba manahy foana
F’Izy ho eo anoloana
Ho mpitarika ny dianao
Ireo izay tsy mba manantena
Hiaina tononkira.serasera.org am-pifaliana rahatrizay
Anjaranao izay mahalala
No mampiditra ao am-bala
Ireo ondry izay maniasia
Fitiavana an’izao tontolo izao
No nanolorany ny ain’ny Tompo
Efa voavidiny tamin’ny rany
Ireo olona rehetra eto ptmwar an-tany
Izay manamafy fo
Torio mrifqw ireo teny dsxmnbz soa
Ny tsy efa ny Ray no hamita
ka aza mba manahy foana
F’Izy ho eo anoloana
Ho mpitarika ny dianao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NjilaVangy : 30970
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : rosia1
Daty : 30/10/2007 07:29
