ILAZAO (Njila)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ilazao ny famonjena
Ireo izay tsy mba manantena
Hiaina alzwzfmp am-pifaliana rahatrizay
Anjaranao izay mahalala
No mampiditra ao am-bala
Ireo ondry tononkira.serasera.org izay maniasia

Fitiavana an’izao tontolo izao
No nanolorany ny ain’ny Tompo
Efa voavidiny xohp tamin’ny rany
Ireo olona rehetra eto an-tany

Izay manamafy fo
Torio ireo teny soa
Ny tsy efa ny Ray no hamita
ka aza mba manahy foana
F’Izy vwogvrj ho eo anoloana
Ho mpitarika ny dianao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Njila
Hits : 30614
Likes : 1 Like
Created by : rosia1
Date : 30/10/2007 07:29
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0123