ILAZAO (Njila)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ilazao ny famonjena
Ireo izay tsy mba manantena
Hiaina am-pifaliana rahatrizay
Anjaranao izay mahalala
No mampiditra ao uskjtnlh am-bala
Ireo ondry tpxkp izay maniasia
Fitiavana an’izao tontolo izao
No nanolorany ny ain’ny Tompo
Efa voavidiny tamin’ny rany
Ireo olona rehetra eto an-tany
Izay manamafy fo
Torio ireo teny soa
Ny tsy efa ny Ray no hamita
ka aza vofrxc mba manahy foana
F’Izy tononkira.serasera.org ho eo anoloana
Ho mpitarika ny dianao
Ireo izay tsy mba manantena
Hiaina am-pifaliana rahatrizay
Anjaranao izay mahalala
No mampiditra ao uskjtnlh am-bala
Ireo ondry tpxkp izay maniasia
Fitiavana an’izao tontolo izao
No nanolorany ny ain’ny Tompo
Efa voavidiny tamin’ny rany
Ireo olona rehetra eto an-tany
Izay manamafy fo
Torio ireo teny soa
Ny tsy efa ny Ray no hamita
ka aza vofrxc mba manahy foana
F’Izy tononkira.serasera.org ho eo anoloana
Ho mpitarika ny dianao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : NjilaVisites : 30971
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : rosia1
Date : 30/10/2007 07:29
