FIHAVANANA (Njila)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
bhaadn
Raha tianao ny ho namako
Tsy mba mandà fihavanana aho
Fa ny hany mba takiko any aminao
Mba halaviro re ny fanavahana

Avalao ao sxcrjqi aoriana ao
’Reo izay mandà izany
F’izay vonona hiaraka aminay
Dia miaraka mihira hoe :

Tsy misy fihavanana ho vanona
Raha mbola ao ny fanavahana
Toy ny volon-koditra sy ny saranga koa
’Zay mbola manjaka amin’izao fotoana izao

Raha te-hikaroka fiadanana ianao
Amin’izao fiainana mandalo eto izao
Ndeha mifamela amin’ireo ralahinao
Sy ireo izay manana alahelo taminao

Esory ao ireo enta-mavesatra
Ka aza vwqamlv avela hisy tafajanona ao
Amin’izay fotoana izay ho maivana ianao
Ka ho azonao antoka ny tononkira.serasera.org fahasambarana

                              NJILA

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Njila
Vangy : 6687
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Linah D
Daty : 10/07/2003 09:59
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0089