Ampidiro aloha ny tenimiafina
FA NAHOANA (Njila)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha vao nahita anao aho
Dia fihomehezana toa maneso
No nasetrinao tononkira.serasera.org ahy
Ka vahobahotra aho
Fa singatsingan’embona
No neniko nametsovetso anao
Sy hitoetra anatiny
udsef Angamba ny faniriany
Fa mieritreritra ny tsy handalo intsony aho
Nataonao vazivazy ireo teny natao
Fa mieritreritra ny tsy handalo intsony aho
Nefa raha fantatrao fa misy tsirim-pitiavana
Atolotro anao (2x)
Fa be ireo teniteny mandeha
’Zay nampanalasala anao
Raha sitrakao odio tsy re
Ka ny fonao no ilazao
Fa te-hitoetra anatiny
’Lay foko sanganehana
Menatra tsy fidiny
Fa nihomehezanao
Tsy anjarako angamba ny hanery anao
Apetraho mba hazava izany teny natao
Nefa aza feranao raha tia ny fonao sy xuyt ny sainao
Fa hampijaly anao
mebirbm NJILA

--------
Rohy: