FA NAHOANA (Njila)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha vao nahita anao aho
Dia fihomehezana toa maneso
No nasetrinao ahy
Ka vahobahotra aho
Fa singatsingan’embona
cbsgag No neniko nametsovetso anao
Sy hitoetra anatiny
Angamba nase ny faniriany
Fa mieritreritra ny tsy handalo intsony aho
Nataonao vazivazy ireo teny natao
Fa mieritreritra ny tsy handalo intsony aho
Nefa raha fantatrao fa misy tsirim-pitiavana
Atolotro anao (2x)
Fa be ireo teniteny mandeha
’Zay nampanalasala anao
Raha sitrakao odio tsy re
Ka ny fonao no ilazao
Fa te-hitoetra anatiny
’Lay foko sanganehana
Menatra tsy fidiny
Fa nihomehezanao
tononkira.serasera.org lwswngns Tsy anjarako angamba ny hanery anao
Apetraho mba hazava izany teny natao
Nefa aza feranao raha tia ny fonao sy ny sainao
Fa hampijaly anao
NJILA

--------
Link: