Fenoy aho (Njaka Fitia)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo o inty aho miankohoka
Fenoy aho, fenoy ny fanahy masinao
Fa tsy haiko re, ny miaina lavitra anao
Ny akainao no mahatsara ahy
Ref :
Fenoy Aho, Feno aho feno dia tononkira.serasera.org feno
Vontonsy aho, Vontosy ny Fanahinao
Ampy ahy, adxx rehefa feno ny fanahy masinao ezhxz aho
Satria Ianao no mitoetra ato nwysmuwv anatiko
Mahantra aho, Raha tsy feno ny fanahy nao
Mangeta anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Njaka FitiaVangy : 23
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Donna santatra
Daty : 03/10/2026 09:35