Fenoy aho (Njaka Fitia)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo o inty aho miankohoka
Fenoy aho, fenoy ny fanahy masinao
Fa tsy haiko re, ny miaina lavitra anao
Ny akainao no mahatsara ahy
Ref :
Fenoy Aho, egiwuf rkoelt Feno aho feno dia feno
Vontonsy aho, Vontosy ny Fanahinao
Ampy ahy, kkdoim rehefa feno ny fanahy masinao aho
Satria Ianao no mitoetra ato anatiko
Mahantra aho, Raha tsy feno tononkira.serasera.org ny fanahy nao
Mangeta anao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Njaka FitiaHits : 24
Likes : 0 Like
Created by : Donna santatra
Date : 03/10/2026 09:35