Tsy maintsy tonga an-danitra (Njaka Fitia)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesosy ô, misaotra anao aho
noho ny namonjenao ahy
fa tsy ombin'ny foko ny hafaliako
satria anisan'ny handova ny lanitra aho
ka amin'ny heriko rehetra
no anompoako anao, Jesosy ô
na mora na ho sarotra
ny lalana hodiavina
tsy maintsy tonga an-danitra aho

Jesosy ô, misaotra anao aho
noho ny namonjenao ahy
fa tsy ombin'ny foko ny hafaliako
satria anisan'ny handova ny lanitra aho
ka amin'ny heriko rehetra
no anompoako anao, Jesosy ô
na mora na ho sarotra
ny lalana hodiavina
tsy maintsy tonga an-danitra aho

Tsy maintsy voavonjy aho
tsy maintsy tonga an-danitra aho
tsy maintsy hanitsaka an'ilay
Jerosalema vaovao
ny tongotro roa

Tsy maintsy voavonjy aho
tsy maintsy ho hitako iny Jesosiko iny e
tsy maintsy hihaona amin'ireo
rahalahy sy anabaviko
ao Jerosalema vaovao aho

Tsy maintsy voavonjy aho
tsy maintsy tonga an-danitra aho
tsy maintsy hanitsaka an'ilay
Jerosalema vaovao
ny tongotro roa

Tsy maintsy voavonjy aho
tsy maintsy ho hitako iny Jesosiko iny e
tsy maintsy hihaona amin'ireo
rahalahy sy anabaviko
ao Jerosalema vaovao aho

Rendrarendra sy filana maro
misarika isan'andro
mitady handavo
ny devoly koa dia tsy mitsahatra
mitondra ireo fakam-panahy
tsy fantany fa ny foko sy ny saiko
tsy eto intsony fa any ambony any
tsy amidiko na atakaloko
amin'ny zava-mandalo
ny famonjena efa azoko

Rendrarendra sy filana maro
misarika isan'andro
mitady handavo
ny devoly koa dia tsy mitsahatra
mitondra ireo fakam-panahy
tsy fantany fa ny foko sy ny saiko
tsy eto intsony fa any ambony any
tsy amidiko na atakaloko
amin'ny zava-mandalo
ny famonjena efa azoko

Tsy maintsy voavonjy aho
tsy maintsy tonga an-danitra aho
tsy maintsy hanitsaka an'ilay
Jerosalema vaovao
ny tongotro roa

Tsy maintsy voavonjy aho
tsy maintsy ho hitako iny Jesosiko iny e
tsy maintsy hihaona amin'ireo
rahalahy sy anabaviko
ao Jerosalema vaovao aho

Tsy maintsy voavonjy aho
tsy maintsy tonga an-danitra aho
tsy maintsy hanitsaka an'ilay
Jerosalema vaovao
ny tongotro roa

Tsy maintsy voavonjy aho
tsy maintsy ho hitako iny Jesosiko iny e
tsy maintsy hihaona amin'ireo
rahalahy sy anabaviko
ao Jerosalema vaovao aho

tsy maintsy hihaona amin'ireo
rahalahy sy anabaviko
ao Jerosalema vaovao aho

tsy maintsy hihaona amin'ireo
rahalahy sy anabaviko
ao Jerosalema vaovao aho

tsy maintsy hihaona amin'ireo
rahalahy sy anabaviko
ao Jerosalema vaovao aho
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Njaka Fitia
Vangy : 799
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : naina.ifh73
Daty : 30/01/2021 14:14
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0707