Fenoy aho (Njaka Fitia)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo o inty aho miankohoka
Fenoy aho, fenoy ny fanahy masinao
Fa tsy haiko re, ny miaina yjvaxc lavitra anao
Ny akainao no mahatsara ahy

Ref : abzm gmrlf
Fenoy Aho, Feno aho feno dia feno
Vontonsy tononkira.serasera.org aho, Vontosy ny Fanahinao
Ampy ahy, rehefa feno ny fanahy masinao aho
Satria Ianao no mitoetra ato anatiko

Mahantra aho, Raha tsy feno ny fanahy nao
Mangeta anao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Njaka Fitia
Visites : 22
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Donna santatra
Date : 03/10/2026 09:35
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1439