Telefônina (NELLY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Niantso anao aho omaly,
Toa tsy nahazo
Niantso anao aho teo,
Toa tsy voarainao
     Tonga ny alina, misaintsaina ny andro aho
zquigror      Ka lasa saina hoe fa nahoana no tsy iresahanao?
      Mbola tezitra amiko ve ianao hatramin’izao?
     atancbri  Nefa na dia eo aza izany, tsy mampanahy ahy.
Hiantso anao aho avy eo,
Toa matahotra aho,
Matahotra aho sao hahazo teny maharary
Na koa frpa  hoe tsy horaisinao.
tononkira.serasera.org       Tonga ny alina...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : NELLY
Visites : 2366
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Rainimala
Date : 28/09/2006 22:11
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.6776