Manina azy (NELLY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Velom-bolo indray tononkira.serasera.org ny foko
Manjombon-dava malahelo,
Mila ho vaky koa ny loha
Fa manina azy aho zao.
Ref: Manina azy re zkwm ity foko tena tia
Arahin-tsento cljvrbd sy tomany zaho aty,
ylcmj Manina azy kanefa atao ahoana,
Ny elanelan-tany tsy hampiova ilay fitia
Mibahana ao an-tsaina
ilay endriny sariaka
Tsotra sady tsara bika
Ka tsy ho afaka ao an-tsaina
Any andro sy fotoana
Hiverenany indray
Mino aho fa ho foana
Ilay endriko amin’izao.
Manjombon-dava malahelo,
Mila ho vaky koa ny loha
Fa manina azy aho zao.
Ref: Manina azy re zkwm ity foko tena tia
Arahin-tsento cljvrbd sy tomany zaho aty,
ylcmj Manina azy kanefa atao ahoana,
Ny elanelan-tany tsy hampiova ilay fitia
Mibahana ao an-tsaina
ilay endriny sariaka
Tsotra sady tsara bika
Ka tsy ho afaka ao an-tsaina
Any andro sy fotoana
Hiverenany indray
Mino aho fa ho foana
Ilay endriko amin’izao.
--------
Rohy:
