Telefônina (NELLY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Niantso anao aho orvwar omaly,
Toa tsy nahazo
Niantso anao aho teo,
Toa tsy voarainao
Tonga ny alina, misaintsaina ny andro aho
Ka lasa saina hoe fa nahoana no tsy iresahanao?
Mbola tezitra amiko ve ianao hatramin’izao?
Nefa na dia eo aza izany, tononkira.serasera.org tsy mampanahy ahy.
Hiantso anao aho jxxavh avy eo,
Toa matahotra aho,
Matahotra aho sao hahazo teny maharary
Na koa hoe ceowul tsy horaisinao.
Tonga ny alina...

--------
Lien: