Malahelo anao aho (NELLY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Alina ny andro,
Izaho sy ny gitara no sisa eto
Mamisavisa anao,
Mahatsiaro ny eo anilanao.
Malahelo anao aho,
Te hahita anao any,
tononkira.serasera.org aqdrf Any lavitra vqag any ianao,
sjejtvgd tiako enao, tiako enao
Izaho sy ny gitara no sisa eto
Mamisavisa anao,
Mahatsiaro ny eo anilanao.
Malahelo anao aho,
Te hahita anao any,
tononkira.serasera.org aqdrf Any lavitra vqag any ianao,
sjejtvgd tiako enao, tiako enao
--------
Rohy:
