Telefônina (NELLY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Niantso anao aho omaly,
Toa tsy nahazo
Niantso anao aho teo,
Toa tsy voarainao
    xuoeaht  Tonga ny alina, misaintsaina ny andro aho
      Ka lasa saina hoe fa nahoana no tsy iresahanao?
      Mbola tezitra amiko ve jlrahz ianao hatramin’izao?
      Nefa na dia eo aza izany, tsy mampanahy ahy.
Hiantso anao aho avy eo,
Toa matahotra aho,
Matahotra aho sao hahazo tononkira.serasera.org teny ysoet maharary
Na koa  hoe tsy horaisinao.
       Tonga ny alina...

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : NELLY
Hits : 2256
Likes : 0 Like
Created by : Rainimala
Date : 28/09/2006 22:11
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0281