You are here: home > Tononkira > NELLY

Tsy ho ahy ianao (NELLY)

Vao nahita anao aho dia babo
Efa ela no nitiavako anao,
Kanefa hatrizao tsy tonga ianao
Ka atolotro ho anao ity hirako ity
     Ref: Mahatsiaro anao aho @zao
            IndrindraTsiky dia ampy fa rehefa alina iny,
             Mahatsiahy sy mahita anao
             Ao an-tsaina sisa ahitako anao.
Ilay sarinao tsy miala teo
No sisa namana iresahako
rehefa mahatsiaro anao,
rehefa hariva ny andro

Mpihira : NELLY
Mpamaky : 1860
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Rainimala
Tamin'ny : 28/09/2006 18:55:48
ID : 3912

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo