Ampidiro aloha ny tenimiafina
Pejy faharoa (Nate Tex)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry foko, mangina aza tomany
Aza minia akory ny mba manontany
Hoe aiza imixk ilay toerana iray izay hiorenako hatrizay
Fandrao, sao tapitr'aina ianao
Ry foko eny ianao navela yzyxenv irery
Tsy notsaroina fa nariana teny ho eny
Ilay niandrandra fifaliana, toa nianjady fahoriana
Mitonia, f'izay no iainanao ety
Réf:
Ataovy ao an-tsainao, ny ampitso tsy ho hay
Tsy atao hampihemotra intsony izay vita izay
Fa mandrosoa, katsaho ny soa, dia ireo taloha, soloy pejy faharoa
Fa androany ianao mijaly ampitso ianao hifaly
Reo soa nataonao tany any andro ho voavaly
Oh mitonia, ry foko tia
Indray andro any, hisolo ilay fitia, ary ho doria
Ry foko, raha tojo fiainam-baovao
Ka hanavao eto indray ny tononkira.serasera.org fiainanao
Ireo izay tsy nety sy izay rehetra tsy kinasa aleo hitoetra
ho an'ilay tantara fahizay
Ry foko, mangina aza tomany
Fa misy anjara miandry anao foana any bweu ho any
Izy efa miandry manantena fitia iray izay tsy hay fefena
Ampy hanavao, ampy hanova anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Nate TexVangy : 37312
Mpankafy : 3 Ankafizo
Nampiditra : murielremi
Daty : 18/10/2018 09:57