LANITRA MANGA (Naly Rakotofiringa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nahoana no misy ybod ny lanitra manga
Hilalaovan’ny rahona manangasanga
Nahoana no misy ny alina tony
Hamirapiratan’ny volana eny ambony

Nahoana, nahoana ny tany no feno hoso-doko
Ravahin-tsahondra sy felan’avoko
Nahoana no misy ny rano an’ony
Nahoana vtawwr no misy ny hazo mamony

Raha fantatrao ny mampisy an’ireny
Kalo mangina fa tsy mba bsrez miteny
Bitsika moana sy tononkira.serasera.org hira miloko
Sary mivaingana natao hindram-peo
Raha fantatrao ny mampisy an’ireo
Dia ho fantatrao ny antsan’ny foko

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Naly Rakotofiringa
Vangy : 5141
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Narihe
Daty : 04/11/2003 16:54
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0312