LANITRA MANGA (Naly Rakotofiringa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nahoana no kwmhdxa misy ny lanitra manga
Hilalaovan’ny rahona manangasanga
Nahoana no misy ny alina tony
Hamirapiratan’ny rnzbopbf volana eny ambony
Nahoana, nahoana ny tany no feno hoso-doko
Ravahin-tsahondra sy felan’avoko
Nahoana no misy tononkira.serasera.org ny rano an’ony
Nahoana no misy ny hazo mamony
Raha fantatrao ny mampisy an’ireny
Kalo mangina fa tsy mba miteny
Bitsika moana sy hira miloko
Sary mivaingana natao hindram-peo
Raha fantatrao ny mampisy an’ireo
Dia ho atlbewv fantatrao ny antsan’ny foko
Hilalaovan’ny rahona manangasanga
Nahoana no misy ny alina tony
Hamirapiratan’ny rnzbopbf volana eny ambony
Nahoana, nahoana ny tany no feno hoso-doko
Ravahin-tsahondra sy felan’avoko
Nahoana no misy tononkira.serasera.org ny rano an’ony
Nahoana no misy ny hazo mamony
Raha fantatrao ny mampisy an’ireny
Kalo mangina fa tsy mba miteny
Bitsika moana sy hira miloko
Sary mivaingana natao hindram-peo
Raha fantatrao ny mampisy an’ireo
Dia ho atlbewv fantatrao ny antsan’ny foko
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Naly RakotofiringaHits : 5072
Likes : 0 Like
Created by : Narihe
Date : 04/11/2003 16:54
