MIVALO AMINAO (Naka Rabemanantsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mivalo aminao anie aho ry tany!
Henoinao kely ‘ty fo mitomany,
Ineny malala efa cnpw lasa nankany
Idada tsy foiko avelao zhgrna eto ihany.
Dada ô! aiza ny làlana nombanareo e! tononkira.serasera.org
Neny ô! hanaraka anareo re wltmb no sitrako izao, .
Aleoko maty manaraka anareo
Toy izay velom-poana mijaly toy izao.
Dada ô! mivalo aminao aho ry tany
Neny ô ! henoinao ‘ty feo mitomany
Fa mijaly aok’ izany .
Henoinao kely ‘ty fo mitomany,
Ineny malala efa cnpw lasa nankany
Idada tsy foiko avelao zhgrna eto ihany.
Dada ô! aiza ny làlana nombanareo e! tononkira.serasera.org
Neny ô! hanaraka anareo re wltmb no sitrako izao, .
Aleoko maty manaraka anareo
Toy izay velom-poana mijaly toy izao.
Dada ô! mivalo aminao aho ry tany
Neny ô ! henoinao ‘ty feo mitomany
Fa mijaly aok’ izany .
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Naka RabemanantsoaVangy : 7397
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ni81
Daty : 07/10/2008 19:59
