MIVALO AMINAO (Naka Rabemanantsoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mivalo aminao anie aho ry tany!
Henoinao kely ‘ty fo mitomany,
Ineny malala efa lasa nankany eyhwtf
Idada tsy foiko avelao eto jzrcu ihany.

Dada ô! aiza ny làlana nombanareo e! pfjdjkwv
Neny ô! hanaraka anareo re no sitrako izao, .
Aleoko maty tononkira.serasera.org manaraka anareo
Toy izay velom-poana mijaly toy izao.

Dada ô! mivalo aminao aho ry tany
Neny ô ! henoinao ‘ty feo mitomany
Fa mijaly aok’ izany .

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Naka Rabemanantsoa
Visites : 7489
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ni81
Date : 07/10/2008 19:59
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0358