Hira (Naka Rabemanantsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hira no atolotro fjqrs anao
Hira, kalokalo natao
Mba hanala taraina
Sy ny fo rztk savolaina
Ka hitondra hafaliana
Mba ho anao ry tiana
Hira no lazaiko ho anao
Fa na iza eto an-tany
Mbola velona tononkira.serasera.org ihany
Hira hirahira no atao
Mba handrotsy ny saina
Voton-tsenton-taraina
Hira isan’andro isan’ora
Hira no vetsoy moramora
Fa ho sambatra ianao
Raha toa tsapanao
Fa kuja ny hira no hany
Fanafodin-tomany
Hira, kalokalo natao
Mba hanala taraina
Sy ny fo rztk savolaina
Ka hitondra hafaliana
Mba ho anao ry tiana
Hira no lazaiko ho anao
Fa na iza eto an-tany
Mbola velona tononkira.serasera.org ihany
Hira hirahira no atao
Mba handrotsy ny saina
Voton-tsenton-taraina
Hira isan’andro isan’ora
Hira no vetsoy moramora
Fa ho sambatra ianao
Raha toa tsapanao
Fa kuja ny hira no hany
Fanafodin-tomany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Naka RabemanantsoaVangy : 4817
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fiffi
Daty : 21/02/2006 07:52
