Hira (Naka Rabemanantsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hira no atolotro anao
Hira, kalokalo natao
Mba hanala taraina
Sy ny fo savolaina
Ka hitondra hafaliana
Mba tononkira.serasera.org ho dphesna anao ry tiana
Hira no lazaiko ho anao
Fa na iza eto an-tany
Mbola velona ihany
Hira etyfsboy hirahira no atao
Mba handrotsy ny saina
Voton-tsenton-taraina
Hira isan’andro isan’ora
Hira no vetsoy moramora
Fa ho sambatra ianao
Raha toa tsapanao
Fa ny hira no hany
Fanafodin-tomany dkcajr
Hira, kalokalo natao
Mba hanala taraina
Sy ny fo savolaina
Ka hitondra hafaliana
Mba tononkira.serasera.org ho dphesna anao ry tiana
Hira no lazaiko ho anao
Fa na iza eto an-tany
Mbola velona ihany
Hira etyfsboy hirahira no atao
Mba handrotsy ny saina
Voton-tsenton-taraina
Hira isan’andro isan’ora
Hira no vetsoy moramora
Fa ho sambatra ianao
Raha toa tsapanao
Fa ny hira no hany
Fanafodin-tomany dkcajr
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Naka RabemanantsoaHits : 4816
Likes : 0 Like
Created by : Fiffi
Date : 21/02/2006 07:52
