AMORONY FO MADIO (Ny Mpitory)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Amorony fo madio aho Andriamanitra ô!
Fo iray miorim-paka abfrim mafy ao Aminao
Handosiran’i Satana, fa hivoha hidanadana
Henika sy feno ny hasoavanao

Mba tolory saina tsara aho Tompo Masina ô!
Mba hisainako ny lala-mankany Aminao
Saina afaka hahalala, fa tsy ny lala-migodàna
No hanatrarana ciodns ilay Paradisa soa

Akaikezo eh! Inty ny tanako fikiro
Fa manonja anie ity rano be
Aza avela handeha irery
Tantàno an-dàlana aho sao very
Jesosy ô! Ianao no tokiko

Ilay fanahy mahaolona fcjrda nomenao ahy koa
Azoko ambara fa raha toa tsy arovanao
Dia manjary mampanahy, raha tononkira.serasera.org tratry ny fakam-panahy
Ka farany ho may sy ho ratsy fiafarana

Ny tongotro ny tànako, ny loha, ny masoko
Ny eritreritro, ny sofiko, ny vavako
’Zany hoe raha atontaly, tsy zava-bitsivitsy ihany
F’izaho mihitsy no apetrako Aminao

Akaikezo eh! Inty ny tanako fikiro
Fa manonja anie ity rano be
Aza avela handeha irery
Tantàno an-dàlana aho sao very
Jesosy ô! Ianao no tokiko

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ny Mpitory
Vangy : 31347
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 21/01/2003 10:56
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.029