Ampidiro aloha ny tenimiafina
VAVAKA (MIARY FANANTENANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ppgtn Ray Masina pjwka ô! miantso Anao izahay
Atrehinao 'zao fotoana ataonay izao
Jeso Kristy, miantso Anao izahay
Midina Hianao amin'izao fotoana etgxzja izao
Fanahy ô! miantso Anao izahay
Hamasino izao fotoana ataonay izao
Ny fanatrehanao mitondra aina mamelona Fanahy
Ny fanatrehanao miteraka fanantenana ho anay
Auteur compositeur Jimmy tononkira.serasera.org Andrianjaka

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MIARY FANANTENANAVangy : 2818
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : GROUPEMF
Daty : 19/08/2009 11:49