SAKAIZA (MIARY FANANTENANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sakaiza rpsjagvn ê! ndeha hiara-dia
Hanompo ilay Tompo tia
Ka katvbw hifampitantana, ho fanandratana
Ny fifankatiavana
Tokana ny tanjona hokendrena
Hiady amin'ny fitiavan-tena
Fa Jeso nilaza hoe " mifankatiava"
Hianareo fa mpianatro tokoa
Fitiavana tsy mila tamby
Tsy miavona fa zdjcjrrp mora Fanahy
Izany tononkira.serasera.org no ilaina sy mendrika ho zaraina
Ny olona eram-bazan-tany
Auteur-compositeur : Jimmy Andrianjaka
Hanompo ilay Tompo tia
Ka katvbw hifampitantana, ho fanandratana
Ny fifankatiavana
Tokana ny tanjona hokendrena
Hiady amin'ny fitiavan-tena
Fa Jeso nilaza hoe " mifankatiava"
Hianareo fa mpianatro tokoa
Fitiavana tsy mila tamby
Tsy miavona fa zdjcjrrp mora Fanahy
Izany tononkira.serasera.org no ilaina sy mendrika ho zaraina
Ny olona eram-bazan-tany
Auteur-compositeur : Jimmy Andrianjaka
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MIARY FANANTENANAVangy : 2479
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : GROUPEMF
Daty : 20/08/2009 08:23
