Ampidiro aloha ny tenimiafina
SAKAIZA (MIARY FANANTENANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sakaiza pssktax ê! ndeha hiara-dia
Hanompo ilay Tompo tia
Ka hifampitantana, ho fanandratana
Ny fifankatiavana
Tokana ny tanjona hokendrena
Hiady amin'ny kjrr fitiavan-tena
Fa Jeso nilaza hoe efmrpvpw " mifankatiava"
Hianareo fa mpianatro tokoa
Fitiavana tsy mila tamby
Tsy miavona fa tononkira.serasera.org mora Fanahy
Izany no ilaina sy mendrika ho zaraina
Ny olona eram-bazan-tany
Auteur-compositeur : Jimmy Andrianjaka
Hanompo ilay Tompo tia
Ka hifampitantana, ho fanandratana
Ny fifankatiavana
Tokana ny tanjona hokendrena
Hiady amin'ny kjrr fitiavan-tena
Fa Jeso nilaza hoe efmrpvpw " mifankatiava"
Hianareo fa mpianatro tokoa
Fitiavana tsy mila tamby
Tsy miavona fa tononkira.serasera.org mora Fanahy
Izany no ilaina sy mendrika ho zaraina
Ny olona eram-bazan-tany
Auteur-compositeur : Jimmy Andrianjaka
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : MIARY FANANTENANAHits : 2389
Likes : 0 Like
Created by : GROUPEMF
Date : 20/08/2009 08:23
