HO ANAO (MIARY FANANTENANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho anao reraky ny adin-tsaina
Ity misy fiainana ho anao
Ho anao mahatsiaro toa very
Ity misy vonjy dzmdjdz ho anao
Làlan-tokana hamaha ny olanao
Làlan-tokana hamonjena anao
Dia JESOSY KRISTY

Jesosy Kristy Mpamonjy anao
Jesosy Kristy no hamaha ny olanao
Nanome ny rany Izy
Nahafoy ny ainy Izy
Tamin'ny hazo fijaliana
Kanefa tsy tratry tononkira.serasera.org ny lo
Nandresy ny fasa-mangina
Velona mandrakizay
JESOSY sxpgg KRISTY

Jesosy Mahery ymukdcoy no hamonjy anao
Jesosy Mpandresy no hampandresy anao
Nanome ny rany Izy
Nahafoy ny ainy Izy
Satria tiany hianao
Raiso Izy ho Tomponao

Auteur Compositeur : Mamy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : MIARY FANANTENANA
Vangy : 2656
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : GROUPEMF
Daty : 07/09/2009 06:45
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0383