FIDERANA (MIARY FANANTENANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fitahiana lehibe tokoa
No nomenao ho bwbkbh anay ry Ray
Fahasoavana sqeok tsy hay valiana
No indro efa natolotrao
Feno hafaliana ny fonay
Noho ny fitiavanao
Koa hira no ventesinay
Mba ho voninahitrao ry Ray
Fiderana no ouse asandratray
Ho Anao Andriamanitray
Fisaorana tononkira.serasera.org mitafotafo
No ataon'ireto zanakao
Auteur Compositeur Jimmy Andrianjaka
No nomenao ho bwbkbh anay ry Ray
Fahasoavana sqeok tsy hay valiana
No indro efa natolotrao
Feno hafaliana ny fonay
Noho ny fitiavanao
Koa hira no ventesinay
Mba ho voninahitrao ry Ray
Fiderana no ouse asandratray
Ho Anao Andriamanitray
Fisaorana tononkira.serasera.org mitafotafo
No ataon'ireto zanakao
Auteur Compositeur Jimmy Andrianjaka
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : MIARY FANANTENANAVisites : 3013
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : GROUPEMF
Date : 28/08/2009 07:21
