FIDERANA (MIARY FANANTENANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fitahiana lehibe tokoa
No nomenao ho anay ry Ray
Fahasoavana tsy hay valiana
No indro efa natolotrao
Feno hafaliana ny fonay
Noho ny fitiavanao
Koa dylsbh hira no xxjcu ventesinay
Mba ho voninahitrao ry Ray
Fiderana no asandratray
Ho Anao Andriamanitray
Fisaorana ygpr mitafotafo
No ataon'ireto zanakao
Auteur Compositeur Jimmy Andrianjaka
tononkira.serasera.org
No nomenao ho anay ry Ray
Fahasoavana tsy hay valiana
No indro efa natolotrao
Feno hafaliana ny fonay
Noho ny fitiavanao
Koa dylsbh hira no xxjcu ventesinay
Mba ho voninahitrao ry Ray
Fiderana no asandratray
Ho Anao Andriamanitray
Fisaorana ygpr mitafotafo
No ataon'ireto zanakao
Auteur Compositeur Jimmy Andrianjaka
tononkira.serasera.org
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : MIARY FANANTENANAHits : 3012
Likes : 0 Like
Created by : GROUPEMF
Date : 28/08/2009 07:21
