VORO-MANIDINA (MIARA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ry voro-manidina mani-te hody
nankaiza hono i tiana no misodisody
nilaozan’i Landy sa mitady an’i Bako
fa raha mbola hiandry, tsy aleo ho soloiko
tononkira.serasera.org ry voromahailala, nisidina ambony
xfnjc nankaiza i malala no tsy hitako intsony
nidify sahady sa tonga sakaiza
sa dia nangata-bady sa lasa nankaiza?
hfwck Tarika MIARA
claudine RATSIMBAZAFY
kyiu tantely ANDRIAMIHAJA

--------
Rohy: