VORO-MANIDINA (MIARA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ry voro-manidina mani-te hody
nankaiza hono i tiana jgrsak no misodisody
nilaozan’i Landy sa mitady an’i Bako
fa raha mbola hiandry, tsy aleo ho soloiko
ry voromahailala, nisidina ambony
nankaiza i malala no tsy hitako intsony
tononkira.serasera.org nidify sahady sa tonga sakaiza
rgqs sa dia nangata-bady sa lasa nankaiza?
Tarika MIARA
qepxej claudine RATSIMBAZAFY
tantely ANDRIAMIHAJA

--------
Lien: