hafatra (MIARA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
yjpjou Ho any ianao dia mba tsidiho
’zay havako lavitra izay
miangavy anao aho ivilio
sy mba ivimbino hira iray
veloma hono hoé fa mbola ho avy ilay
andro hihaonana eto ka ho iray
Ry voro-manidina irony
hisidina handalo any
toneo mangina ny fony
hifaly fa tsy hitomany
Ilazao fa malahelo mafy azy
tononkira.serasera.org saigy manantena mbola ho avy
veloma hono hoe fa tsy ho hadino
zsbjm qmjtzb ’lay sarinao tokana aty
ho any ianao...........
’zay havako lavitra izay
miangavy anao aho ivilio
sy mba ivimbino hira iray
veloma hono hoé fa mbola ho avy ilay
andro hihaonana eto ka ho iray
Ry voro-manidina irony
hisidina handalo any
toneo mangina ny fony
hifaly fa tsy hitomany
Ilazao fa malahelo mafy azy
tononkira.serasera.org saigy manantena mbola ho avy
veloma hono hoe fa tsy ho hadino
zsbjm qmjtzb ’lay sarinao tokana aty
ho any ianao...........
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MIARAVangy : 3553
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : avy @ i tina sy lanto
Daty : 16/04/2004 14:05
