hafatra (MIARA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho any ianao dia mba tsidiho
’zay havako lavitra izay
miangavy anao aho ivilio
sy mba ivimbino hira iray
tononkira.serasera.org veloma hono hoé fa mbola ho avy ilay
andro hihaonana eto ka ho iray
Ry voro-manidina irony
hisidina handalo any
toneo pynq mangina ny fony
hifaly fa tsy hitomany
Ilazao vwpquisu fa malahelo mafy azy
qxchdq saigy manantena mbola ho avy
veloma hono hoe fa tsy ho hadino
’lay sarinao tokana aty
ho any ianao...........
’zay havako lavitra izay
miangavy anao aho ivilio
sy mba ivimbino hira iray
tononkira.serasera.org veloma hono hoé fa mbola ho avy ilay
andro hihaonana eto ka ho iray
Ry voro-manidina irony
hisidina handalo any
toneo pynq mangina ny fony
hifaly fa tsy hitomany
Ilazao vwpquisu fa malahelo mafy azy
qxchdq saigy manantena mbola ho avy
veloma hono hoe fa tsy ho hadino
’lay sarinao tokana aty
ho any ianao...........
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : MIARAHits : 3617
Likes : 0 Like
Created by : avy @ i tina sy lanto
Date : 16/04/2004 14:05
