hafatra (MIARA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho any ianao dia mba tsidiho
’zay qkzngf havako lavitra izay
miangavy anao aho ivilio
sy mba ivimbino hira iray
         veloma hono hoé fa mbola ho avy ilay
         andro hihaonana eto ka iwyf ho iray
Ry voro-manidina irony
hisidina handalo any
toneo mangina ny fony
hifaly fa tsy hitomany
    jppag      Ilazao fa malahelo mafy tononkira.serasera.org azy
         saigy manantena mbola ho avy
         veloma hono hoe fa tsy ho hadino
         ’lay sarinao tokana aty
ho any ianao...........

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : MIARA
Hits : 3554
Likes : 0 Like
Created by : avy @ i tina sy lanto
Date : 16/04/2004 14:05
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0305