Mahatsiaro anao (MENDRIKA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Injay fa milatsaka ny orana
Mipatrapatraka aok’izany
Izaho miady amin’ny olana
Mandefa saina sy tononkira.serasera.org vinany
Refrain:
Mahatsiaro anao foana izaho
Ilay nametrahako ny foko
Tongava miandry anao hgoskrf foana aho
Tsy hisy intsony ny toloko
Na dia lavitra aza ianao eh !
Toa hitako
Raha vao milatsaka ny orana
Na any ambadika aza ianao eh !
Toa tsinjoko
Injay fa mandeha ilay hirahira
Mampanembona any ho any
Mitondra revy sovenira
Mahavelombolo ny fanahy
Malahelo mafy anao gcyi eh !
Ny fiainako
Na maraina na atoandro na hariva
Manirery tokoa aho e !
Marary fo
Tonony sy feony : RAKOTOSON Olivier rmvty Esperant
Mipatrapatraka aok’izany
Izaho miady amin’ny olana
Mandefa saina sy tononkira.serasera.org vinany
Refrain:
Mahatsiaro anao foana izaho
Ilay nametrahako ny foko
Tongava miandry anao hgoskrf foana aho
Tsy hisy intsony ny toloko
Na dia lavitra aza ianao eh !
Toa hitako
Raha vao milatsaka ny orana
Na any ambadika aza ianao eh !
Toa tsinjoko
Injay fa mandeha ilay hirahira
Mampanembona any ho any
Mitondra revy sovenira
Mahavelombolo ny fanahy
Malahelo mafy anao gcyi eh !
Ny fiainako
Na maraina na atoandro na hariva
Manirery tokoa aho e !
Marary fo
Tonony sy feony : RAKOTOSON Olivier rmvty Esperant
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MENDRIKAVangy : 14058
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 04/09/2004 02:50
