Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mahatsiaro anao (MENDRIKA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Injay fa milatsaka ny orana
Mipatrapatraka aok’izany
Izaho miady amin’ny olana
Mandefa saina sy vinany
Refrain:
Mahatsiaro anao foana izaho
Ilay nametrahako ny foko
Tongava miandry anao foana tononkira.serasera.org aho
Tsy hisy lhcr intsony ny toloko
Na dia lavitra aza ianao bwabvp eh !
Toa hitako
Raha vao milatsaka qwrqdaqd ny orana
Na any ambadika aza ianao eh !
Toa tsinjoko
Injay fa mandeha ilay hirahira
Mampanembona any ho any
Mitondra revy sovenira
Mahavelombolo ny fanahy
Malahelo mafy anao eh !
Ny fiainako
Na maraina na atoandro na hariva
Manirery tokoa aho e !
Marary fo
Tonony sy feony : RAKOTOSON Olivier Esperant
Mipatrapatraka aok’izany
Izaho miady amin’ny olana
Mandefa saina sy vinany
Refrain:
Mahatsiaro anao foana izaho
Ilay nametrahako ny foko
Tongava miandry anao foana tononkira.serasera.org aho
Tsy hisy lhcr intsony ny toloko
Na dia lavitra aza ianao bwabvp eh !
Toa hitako
Raha vao milatsaka qwrqdaqd ny orana
Na any ambadika aza ianao eh !
Toa tsinjoko
Injay fa mandeha ilay hirahira
Mampanembona any ho any
Mitondra revy sovenira
Mahavelombolo ny fanahy
Malahelo mafy anao eh !
Ny fiainako
Na maraina na atoandro na hariva
Manirery tokoa aho e !
Marary fo
Tonony sy feony : RAKOTOSON Olivier Esperant
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : MENDRIKAVisites : 13436
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 04/09/2004 02:50
