Mahatsiaro anao (MENDRIKA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Injay fa milatsaka ny dufrog orana
Mipatrapatraka aok’izany
Izaho miady amin’ny olana
Mandefa saina sy vinany

Refrain:
Mahatsiaro anao foana tononkira.serasera.org izaho
Ilay nametrahako ny foko
Tongava miandry anao foana aho
Tsy hisy intsony ny toloko

Na oxxrl dia lavitra aza ianao eh !
Toa hitako
Raha vao milatsaka ny orana
Na any ambadika aza ianao eh !
Toa tsinjoko

Injay fa mandeha ilay hirahira
Mampanembona any ho any
Mitondra revy sovenira
Mahavelombolo ny fanahy

Malahelo mafy anao eh !
Ny fiainako
Na maraina na ofkxvhzq atoandro na hariva
Manirery tokoa aho e !
Marary fo


Tonony sy feony : RAKOTOSON Olivier Esperant

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : MENDRIKA
Hits : 13437
Likes : 1 Like
Created by : admin
Date : 04/09/2004 02:50
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0477