Tsy ianao irery (Melky)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Niandry ihany aho sao ujdc , mba ho hitako ianao
Hamerina indray ireo khwevi natao hatrizay, tsy handao
Nanantena aho, f' hiverina ianao
Hamoa ireo lasa hamafa izay ratsy natao...
Fantatrao f'izaho nankafy, tena tia
Nefa dia nampijaliana no sady ykuu nampahoriana.!
Hey! Tsy ianao irery no eto an_tany e!
Fa mbola misy maro tononkira.serasera.org tsy voahisa amin'ny tanana e!
Hey! Tsy ianao io no atao hoe lafatra e!
Sao dia mieritreritra hoe nahavita zavatra e!
Hey! Tsy ianao irery no eto an_tany e!
Fa mbola misy maro tsy voahisa amin'ny tanana e!
Hey! Tsy ianao irery no ndeha ho hajaina e!
Fa na mijery anao aza toa mampalaina e!
Niezaka ihany aho, nanao izay nety natao
Mbola tsy ampy ihany ve ireny rehetra ireny taminao?
Zaho tsy hitamby aminao (tsy hitamby aminao), f'efa leo be zaho izao
Avadika ny pejy, zaho akory tsy resy.. Tofoka aho

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MelkyVangy : 12559
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : de%27rhatyana
Daty : 24/07/2015 09:55