Tsy ianao irery (Melky)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Niandry ihany aho sao , mba ho hitako ianao
Hamerina indray ireo natao hatrizay, tsy handao
Nanantena aho, f' hiverina ianao
Hamoa ireo lasa hamafa izay ratsy natao...

Fantatrao f'izaho nankafy, tena tia
Nefa dia nampijaliana no sady nampahoriana.!

Hey! Tsy ianao irery no eto an_tany e!
Fa mbola misy maro tsy voahisa amin'ny tanana e!
Hey! Tsy ianao io no atao hoe lafatra e!
Sao dia mieritreritra hoe nahavita zavatra e!
Hey! Tsy ianao irery no eto an_tany e!
Fa mbola misy maro tsy voahisa amin'ny tanana e!
Hey! Tsy ianao irery no ndeha ho hajaina e!
Fa na mijery anao aza toa mampalaina e!

Niezaka ihany aho, nanao izay nety natao
Mbola tsy ampy ihany ve ireny rehetra ireny taminao?
Zaho tsy hitamby aminao (tsy hitamby aminao), f'efa leo be zaho izao
Avadika ny pejy, zaho akory tsy resy.. Tofoka aho
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Melky
Hits : 11095
Likes : 1 Like
Created by : de%27rhatyana
Date : 24/07/2015 09:55
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0759