EFA TIA (Melky)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
N’inon n’inona ataonao dia tsarovy aho
N’aiza n’aiza misy anao dia mba tsarovy mihitsy aho
Fa izaho mantsy aty tsy manadino tononkira.serasera.org aho
Fa ny fitiavako ato anaty efa jfcxvbzz tia, efa tia

ref:
Izany, ’zany, zany mintsy aho rehefa tia
Fa ilay fitiavana
Tsy mba misy lainga ny ahy
’Zany, ’zany, izany mihitsy ilay fitia
Na dia lavitra anao aza aho

Na dia lavitra aza ianao dia tiavo aho
Na dia lavitra ny fo dia tiavo foana aho
Fa izaho mantsy aty tena manina
Fa na irery aza ianao
Dia zzotawt tsarovy foana aho

ref: (2x) ’zany, ’zany...

Ilay fitiavana hatrizay, izaho matoky
Ireo niarahana hatrizay, izaho matoky
Fa na ianao hahatsiaro sjgghjbb ireo lasantsika
Na dia lavitra anao (2x) aza aho

ref: zany, zany...

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Melky
Hits : 11165
Likes : 0 Like
Created by : babylove
Date : 12/04/2008 22:07
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.047